Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 8:10 - Baiboly Katolika

10 Ary hoy i Sarà: «Mamindrà fo aminay, Tompo ô, mamindrà fo aminay, enga anie ka ho tratra antitra ho salama tsy marofy izahay roroa.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Taorian’izany i Ragoela no niarina sy niantso an’ireo lehilahy mpanompony, ka niara-nandeha taminy hihady fasana; satria hoy i Ragoela anakampony: «Raha maty ilay tovolahy, dia ho voaeso sy ho voatevateva izahay!»

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 8:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra