Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 14:7 - Baiboly Katolika

7 Ka hisy mponina indray ny tanin’i Israely rehetra efa zary efitra teo iny; haorina indray ny tranon’Andriamanitra efa nodorana teo iny, ary hiverina any avokoa izay rehetra matahotra an’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Amin’izany andro izany, ireo Israelita rehetra izay mahatsiaro an’Andriamanitra tokoa dia hovonjeny; hangoniny sy haveriny ao Jerosalema ireo, ary homeny indray ny tanin’i Abrahama mba honenany mandrakizay tsy amin’ahiahy. Hientan-kafaliana ireo tia tokoa an’Andriamanitra; fa ho fongotra amin’ny tany manontolo kosa ireo mpanota sy mpanao ratsy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 14:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra