Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 14:6 - Baiboly Katolika6 «Efa akaiky ny faharavan’i Niniva, fa tsy maintsy tanteraka ny tenin’Andriamanitra ary ny rahalahintsika tafaely atỳ, lavitra ny tanin’i Israely dia hiverina any indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary ny hafa firenena rehetra manerana ny tany manontolo dia hiverina amin’Andriamanitra ary hanaja Azy araka ny tena izy; hilaozan’ireo ny sampy manodoka, dia ireo sampy nampivoana azy tamin’ny hevi-diso, ary hankalazainy amim-pahamarinana ilay Andriamanitra mandrakizay. Jereo ny toko |