Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 14:5 - Baiboly Katolika

5 Nony efa ho faty izy, nantsoiny ho eo akaikiny avokoa i Tobia zanany sy ny zafiny, zanak’io, fito mirahalahy, ka hoy izy taminy:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Kanefa hamindran’Andriamanitra fo indray ilay vahoakany ka haveriny ao amin’ny tanin’i Israely. Ary haorin’ireo ny tempoly, saingy io tempoly io dia tsy hamirapiratra toy ilay tempoly voalohany, mandra-pahafeno ny fotoanandro. Aorian’izany no hiverina avy amin’ny fahababoana ny Israelita rehetra ka hanorina indray an’i Jerosalema amin’ny fomba mahafinaritra; ny tempolin’Andriamanitra koa ho voaorina araka ny nilazan’ireo mpaminanin’i Israely azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 14:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra