Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 14:2 - Baiboly Katolika2 Roa amby zato taona no totalin’ny andro niainany, ary nalevina tamim-panajana tany Niniva izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Maty nilamina i Tôbita, rehefa feno roa ambin’ny folo amby zato taona; ary natao nanetriketrika ny fandevenana azy tao Ninive. Roa amby fitopolo taona izy, fony tonga jamba. Taorian’ny nahiratany indray, dia niaina nanan-karena i Tôbita sy nanao fiantrana ary nanohy nankalaza an’Andriamanitra sy nanao antso avo ny halehibiazany. Jereo ny toko |