Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 14:15 - Baiboly Katolika15 Salama tsy marofy sy tratra antitra tsara no nahitany azy, dia izy no nikarakara an’ireo sy nanirina ny masony; nahazo ny lova rehetra tamin’ny tranon-dRagoela, ary nahita ny zanaky ny zanany hatramin’ny taranaka fahadimy izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Talohan’ny nahafatesan’i Tôbià, dia henony ny fandravana an’i Ninive ary hitany tonga tao Media ireo Ninivita voababon’i Siaksara mpanjakan’ny Medianina. Nankalaza an’Andriamanitra i Tôbià tamin’ny loza rehetra namelezany ny olona tao Ninive sy tao Asiria. Alohan’ny hahafatesany, dia nifaliany ny nanjo an’i Ninive; ary ho amin’ny taona mandrakizay no hankalazany ny Tompo Andriamanitra. Jereo ny toko |