Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 14:14 - Baiboly Katolika

14 Koa nony maty ireniny, dia niala tany Niniva i Tobia mbamin’ny vady aman-janany sy ny zafiny ary niverina nankany amin’ny rafozany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ny tenany koa dia maty, rehefa feno fito amby zato taona; ka heni-kaja tamin’ny olona izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 14:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra