Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 14:13 - Baiboly Katolika13 satria hitako fa hahatarika ny fandravana azy ny tsy fahamarinan’i Niniva.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nokarakarain’i Tôbià tamim-panajana i Ragoela mivady, teo amin’ny fahanterany; ary, fony maty izy roa, dia naleviny tao Ekbatàna. Ka nandova ny fananan’i Ragoela i Tôbià, tahaka ny efa nandovàny rahateo ny an’i Tôbita rainy. Jereo ny toko |