Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 14:11 - Baiboly Katolika

11 Hafatrafaro ny zanakareo hanaraka ny rariny, hanao fiantrana, hahatsiaro an’Andriamanitra, ary hisaotra Azy mandrakariva amim-pahamarinana sy amin’ny heriny rehetra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Jereo àry, anaka, ny vokatry ny fanaovam-piantrana; jereo koa ny vokatry ny fanaovan-dratsy, satria mamono mahafaty izany. «Indro kosa fa manomboka miala amiko ny aina.» Tamin’izay i Tôbita dia natsotra teo am-parafara ka maty teo. Ary natao nanetriketrika ny fandevenana azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 14:11
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra