Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 14:1 - Baiboly Katolika

1 Toy izany no niafaran’ny tenin’i Tobia. Tatỳ aorian’ny nahiratany dia velona 42 taona i Tobia, ka nahita ny zanaky ny zafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Toy izany no niafaran’ny tononkira fisaorana nataon’i Tôbita.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 14:1
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra