Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:8 - Baiboly Katolika

8 Koa mibebaha ianareo, ry mpanota, ary manaraha ny marina eo anatrehan’Andriamanitra, amim-pitokiana fa hamindra fo aminareo Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Izaho kosa misaotra Azy tokoa atỳ an-tany namaboana ahy atỳ. Ny hery amam-pahalehibiazany no asehoko amina firene-mpanota. Miverena amin’Andriamanitra, ry mpanota ô, ary manaova ny rariny eo imasony. Iza moa no mahalala? Fa angamba hanambina anareo Izy ary koa hamindrafo aminareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra