Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 13:7 - Baiboly Katolika7 Raha izaho, dia tiako ny misaotra azy amin’ity tany mahababo ahy ity, satria naharihariny amin’ny firenena meloka, ny voninahiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Jereo àry ny nataony ho anareo, ka isaory amin’ny vava tontolo Izy. Ankalazao ny Tompo mpandala ny rariny ary asandrato ilay Mpanjaka mandrakizay. Jereo ny toko |