Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:6 - Baiboly Katolika

6 Diniho ange ny nitondrany antsika, ka misaora Azy amin-tahotra sy hovitra, ary manomeza voninahitra ny Mpanjakan’ny taona rehetra amin’ny asanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Rehefa amin’ny fo manontolo sy aina manontolo no hiverenanareo amin’Andriamanitra mba hanao ny marina eo imasony, dia hiverina aminareo koa Izy ary tsy hanafin-tava aminareo intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:6
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra