Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:4 - Baiboly Katolika

4 Fa nanely anareo ho eo amin’ny firenena tsy mahalala azy Izy, mba hitantaranareo ny asany mahagaga, sy hampahafantaranareo azy ireo fa tsy misy Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra afa-tsy Izy ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 teo koa Izy no naneho halehibiazana taminareo. Asandrato Izy eo anoloan’ny miaina rehetra, satria Izy no Tompontsika, Izy no Andriamanitsika sy Raintsika; Izy no Andriamanitra amin’ny taona rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra