Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 13:3 - Baiboly Katolika3 Mankalazà ny Tompo, ry zanak’i Israely, ary miderà Azy eo anatrehan’ny firenena. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Ry Israelita, mankalazà an’Andriamanitra eo anatrehan’ny hafa firenena nanelezany anareo; Jereo ny toko |