Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 13:21 - Baiboly Katolika21 Fa harafitra amin’ny vato safira sy emeraoda ny vavahadin’i Jerosalema, ary amin’ny vato sarobidy avokoa ny mandany rehetra manodidina azy. Jereo ny toko |