Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:2 - Baiboly Katolika

2 Fa mamay Ianao ary mamonjy; mitondra ho any am-pasana Ianao, ary manatsoaka avy ao; ary tsy misy olona afa-mitsoaka eo an-tananao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 «Hankalazaina anie Andriamanitra, Ilay velona mandrakizay! Hankalazaina anie ny fanjakany! Fa manasazy Andriamanitra, dia mamindrafo; Izy no mampidina ny olona any amin’ny toeran’ny maty, dia hatrany amin’ny fanambanin’ny tany; Izy koa no manala avy amin’ny fahaverezambe. Tsy misy zavatra afa-midify ny fahefàny.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra