Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:17 - Baiboly Katolika

17 Fa ianao kosa hifaly amin’ny zanakao, satria hohasoavina avokoa izy, sady hiangona eo amin’ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 satria ho voaorina indray i Jerosalema ary hijoro mandrakizay ao amin’io tanàna io ny tranon’ny Tompo. Ry Jerosalema ô, ho faly tokoa aho rehefa hatrizay ny sisa tavela amin’ny taranako dia hahita ny famirapiratanao ary hisaotra ilay Mpanjakan’ny lanitra. Ny vavahadinao dia haorina amin’ny safira sy emeralda; ny tilikambonao dia harafitra amin’ny volamena ary ny fanamafisana azy dia hatao volamena madio; ny arabenao dia ho vita rary vatosoamena sy vato voafantina avy any Ofira.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:17
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra