Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 13:16 - Baiboly Katolika16 Ho voaozona izay manamavo anao, ho voaheloka izay miteny ratsy anao, ary hotahina izay hanangana anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Sambatra izay rehetra malahelo anao noho ny amin’ny famaizana nanjo anao; satria hientan-kafaliana ao aminao izy, ary ny hafaliana feno anananao no hiombonany mandrakizay. Ny aiko dia mankalaza ny Tompo, ilay Mpanjaka lehibe, Jereo ny toko |