Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:15 - Baiboly Katolika

15 fa hiantso ilay Anarana lehibe eo afovoanao izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Amin’izay, ry Jerosalema, mirosoa mifaly noho ny amin’ireo zanaky ny olo-marina satria ho tafavory izy rehetra mba hankalaza ilay Tompo mandrakizay. Sambatra ireo mankamamy anao; sambatra ireo mientan-kafaliana amin’ny fiadanana manerana anao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra