Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:14 - Baiboly Katolika

14 Ho tonga eo aminao ny firenena avy any an-tany lavitra, hitondra fanatitra ka hitsaoka ny Tompo ao anaty mandanao, sy hihevitra ny taninao ho fitoerana masina;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ho voaozona anie izay rehetra hiteny mandrahona anao! Ho voaozona anie izay rehetra handrava anao sy handrodana ny mandanao, mbamin’izay rehetra hampianjera ny tilikambonao sy handoro ireo tranonao, ry Jerosalema! Fa hotahîna mandrakizay kosa izay rehetra manaja anao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra