Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 13:13 - Baiboly Katolika13 Hamirapiratra amin’ny hazavana manjopiaka ianao, ka hiankohoka eo anatrehanao ny firenena rehetra eto an-tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Hazavana manjopiaka ao aminao no hamiratra amin’ny lafin-tany rehetra. Vahoaka marobe, avy any lavitra, no ho tonga eo aminao; ary ny mponin’ny vazan-tany rehetra no hankeo amin’ilay Andriamanitrao masina ka hitondra ny fanatitra eny an-tanana ho an’ilay Mpanjakan’ny lanitra. Ao aminao ny taranaka mifandimby no haneho ny hafaliany, ry Jerosalema; ka ny anarana hoe ‹Voafidy› no hiantsoana anao eo amin’ny taranaka ho avy. Jereo ny toko |