Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:12 - Baiboly Katolika

12 Omeo voninahitra ny Tompo amin’ny asa soanao, ary misaora ny Andriamanitry ny taona rehetra, mba haoriny eo aminao indray ny fitoerany masina mba haveriny eo aminao indray ny babo rehetra, dia hifaly amin’ny taona mandrakizay ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Aoka ianao no hampifalian’Andriamanitra an’ireo voababo rehetra, sy hanehoany fitiavana ny ory rehetra eo amin’ny taranaka rehetra ho avy!

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra