Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 13:10 - Baiboly Katolika

10 Misaora ny Tompo, ianareo rehetra izay vahoaka voafidy. Manaova andro fifaliana, ary mihirà fiderana Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Aoka ny olona rehetra, ao Jerosalema, hanambara ny halehibiazany sy hisaotra Azy! Ry Jerosalema tanàna masina ô, nosazîn’Andriamanitra ianao noho ny toetran’ireo mponinao; kanefa Izy mbola hamindrafo indray amin’ireo zanaky ny olo-marina.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 13:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra