Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:9 - Baiboly Katolika9 Fa ny fiantrana manafaka amin’ny fahafatesana, ary izy no manala ny fahotana, ary mampahita ny famindram-po sy ny fiainana mandrakizay. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ny fiantrana no manafaka amin’ny fahafatesana, ary izy no manadio ny fahotana isan-karazany. Jereo ny toko |