Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:8 - Baiboly Katolika8 Ny vavaka ombam-pifadian-kanina dia tsara, ary ny fiantrana dia sarobidy noho ny volamena aman-drakitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ny vavaka araka ny tena izy sy ny fiantrana araka ny fahitsiana dia tsara kokoa noho ny harena tsy ara-drariny; tsara kokoa ny manao fiantrana noho ny manangona volamena. Jereo ny toko |