Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:7 - Baiboly Katolika7 Tsara ny tsy mamboraboraka ny zava-miafin’ny mpanjaka, fa mendrika ny hoderaina kosa ny manambara sy mampiely ny asan’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Tsara afenina ny tsiambaratelon’ny mpanjaka, fa tsara ambara sy ankalazaina kosa ny asan’Andriamanitra araka ny mendrika ireny. «Manaova ny tsara, dia tsy hisy ratsy hahatratra anareo. Jereo ny toko |