Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:6 - Baiboly Katolika6 Tamin’izay ity Anjely niara-nitokana tamin’izy ireo nanao taminy hoe: «Misaora ny Andriamanitry ny lanitra, ary manomeza voninahitra Azy, eo anatrehan’ny manana aina rehetra, noho ny famindram-pony nataony taminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Tamin’izay i Rafaela no niantso azy mianaka mitokana ka niteny taminy hoe: –Ankalazao Andriamanitra ary ataovy antso avo eo anatrehan’ny zava-mananaina rehetra ny soa nataony taminareo, mba hankalazany sy hiderany koa ny anarany. Ampahafantaro ny olona rehetra ny asan’Andriamanitra araka ny mendrika ireny. Aza mitsahatra manao antso avo Azy. Jereo ny toko |