Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 12:5 - Baiboly Katolika

5 Dia nantsoin’i Tobia mianaka izy, nentiny nitokana, ka niangaviany mba hankasitraka ny handray ny antsasak’izay rehetra nentiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Dia nantsoin’i Tôbià i Rafaela, ary nilazany hoe: –Raiso ho karamanao ny antsasaky ny zavatra rehetra tonganao teto; ary modia soa aman-tsara any an-tranonao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 12:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra