Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 12:3 - Baiboly Katolika

3 Izy no nitari-dalana sy nitondra ahy niverina soa aman-tsara, ny tenany no lasa nandray ny vola tany amin’i Gabelosa, izy no nampahazo ahy vady, izay nandroahany demony, sy nahadiboka hafaliana an-drainy aman-dreniny, izy no namonjy ahy tamin’ilay hazandrano efa ndeha handrapaka ahy, izy no nampahita anao ny hazavan’ny lanitra, ary tamin’ny nataony no nahazoantsika izao soa rehetra isan-karazany izao. Koa inona àry no azontsika omena azy, hifandanja amin’izay nataony ho antsika?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Izy manko no nahatafaverina ahy soa aman-tsara, izy no nanasitrana ny vadiko, izy no nanampy ahy hahazo ilay vola, ary izy no nanasitrana anao. Hoatrinona no karama azoko omena azy amin’izany rehetra izany?

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 12:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra