Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:22 - Baiboly Katolika22 Tamin’izay dia nihohoka tamin’ny tany izy ireo nandritra ny adiny telo, vao nisaotra an’Andriamanitra, ary nony efa nitsangana avy eo dia nitantara ny asany mahagaga rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Nankalaza sy nidera an’Andriamanitra izy mianaka, ary nanao antso avo ny asa lehibe izay vitany, rehefa nisy anjelin’Andriamanitra niseho mba ho fanasoavana azy. Jereo ny toko |