Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:21 - Baiboly Katolika21 Avy niteny izany izy, dia nesorina teo imason’izy ireo, ka tsy hitany hojerena intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia niarina i Tôbita sy ny zanany lahy fa tsy afa-nahita azy intsony. Jereo ny toko |