Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 12:20 - Baiboly Katolika

20 Ary izao dia efa fotoana tsy maintsy iverenako any amin’Izay naniraka ahy, fa ianareo kosa misaora an’Andriamanitra, aelezo ny asany mahagaga rehetra.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Koa ny Tompo no ankalazao eto ambonin’ny tany ary Andriamanitra no ataovy antso avo. Indro aho fa hiverina any amin’Ilay naniraka ahy. Ianareo kosa manaova an-tsoratra ny zavatra rehetra nitranga taminareo. Tamin’izay i Rafaela no niverina ho any an-danitra.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 12:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra