Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 12:2 - Baiboly Katolika

2 Dia hoy i Tobia namaly an-drainy: «Dada ô, inona no valisoa azontsika atolotra azy? Moa misy zavatra mifanentana amin’ny fanampiana nataony?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Dia novalian’i Tôbià hoe: –Hoatrinona, ry dada, no karama homeko azy? Na dia ny antsasaky ny fananana niarahanay nitondra nody aza no homena azy, dia mbola tsy mahafaty antoka ahy izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 12:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra