Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:19 - Baiboly Katolika19 Nataonareo fa nihinana sy nisotro niaraka taminareo aho kanefa hanina tsy hita no nohaniko sy fisotro tsy hain’ny mason’olombelona takarina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Toa hitanareo nisakafo aho, kanefa tsy nisakafo akory aho, fa fahitana ihany no hitanareo. Jereo ny toko |