Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:18 - Baiboly Katolika18 Aza matahotra, fa nony niaraka taminareo aho, dia noho ny sitrapon’Andriamanitra no niarahako taminareo; misaora Azy, ary manaova hira fiderana Azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Tsy niankina tamin’ny nahim-poko ny naha teo aminareo ahy fa niankina tamin’ny sitrapon’Andriamanitra; koa Izy no ankalazao sy derao isan’andro vaky. Jereo ny toko |