Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:17 - Baiboly Katolika17 Fa hoy ity Anjely taminy: «Ho aminareo anio ny fiadanana! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 fa hoy ilay anjely tamin’izy mianaka: –Aza matahotra ianareo! Ho aminareo anie ny fiadanana! Mankalazà an’Andriamanitra amin’ny fotoana rehetra. Jereo ny toko |