Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 12:16 - Baiboly Katolika

16 Nony nandre izany teny izany izy ireo, dia ana foana, tera-kovitra, lavo tafahohoka tamin’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nivarahontsana sy feno tahotra i Tôbita sy ny zanany, ka lavo tafahohoka tamin’ny tany;

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 12:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra