Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:15 - Baiboly Katolika15 Izaho no Rafaely, Anjely, anankiray amin’ireo fito mitsangana eo anatrehan’ny Tompo.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Izaho no i Rafaela, anankiray amin’ireo anjely fito izay eo anoloan’ny Tompo be voninahitra ary vonon-kanompo Azy.» Jereo ny toko |