Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 12:13 - Baiboly Katolika

13 «Ary noho ianao sitrak’Andriamanitra, dia tsy maintsy notsapain’ny fakam-panahy ianao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Fony ianao tsy nisalasala nitsangana niala teo an-databatra ka nandao ny sakafonao mba handevina ilay faty, dia tamin’iny fotoana iny indrindra no nanirahan’Andriamanitra ahy ho aty aminao mba hitondra fitsapana ho anao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 12:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra