Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 12:12 - Baiboly Katolika

12 Raha ianao nivavaka tamin-dranomaso sy nandevina ny maty, raha ianao nandao ny sakafonao, nanafina ny maty tao an-tranonao ny antoandro, ary nandevina azy nony alina, izaho kosa nanolotra ny vavakao tamin’ny Tompo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Koa izao àry: fony ianao nivavaka iny, ry Tôbita, ary fony nivavaka iny koa i Sarà, dia izaho no nanolotra izany vavaka fampahatsiarovana nataonareo izany teo anatrehan’ny Tompo be voninahitra; fony ianao nandevina ny maty, dia mbola izaho koa no nanolotra ny asanao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 12:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra