Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:11 - Baiboly Katolika11 Indro àry hasehoko anareo ny marina, ary tsy tiako ny hanafina na inona na inona aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 «Hasehoko anareo izao ny marina manontolo ka tsy hisy na inona na inona hafeniko aminareo. Efa nampahafantariko sy nolazaiko taminareo ny hoe tsara afenina ny tsiambaratelon’ny mpanjaka fa tsara ambara kosa ny asan’Andriamanitra araka ny halehibiazany. Jereo ny toko |