Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:10 - Baiboly Katolika10 Fa izay manao fahotana sy tsy fahamarinana kosa no fahavalon’ny tenany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Izay manao fiantrana dia ho lava andro iainana; fa izay manao fahotana sy tsy rariny dia fahavalon’ny tenany. Jereo ny toko |