Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 12:1 - Baiboly Katolika1 Ary niantso an-janany hankeo aminy i Tobia ka nanao taminy hoe: «Inona no homentsika an’ity lehilahy masina nanaraka anao tany amin’ny dianao?» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Rehefa tapitra ny lanonam-panambadiana, dia nantsoin’i Tôbita i Tôbià zanany ka nitenenany hoe: –Anaka, imasoy ny handoa ny karaman’ilay mpiara-dia taminao ary ampio valisoa izany. Jereo ny toko |