Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:9 - Baiboly Katolika

9 Tamin’izay ilay alika nanaraka azy tany am-pivahiniana, nihazakazaka nialoha azy ireo toa hilaza ny vaovao, nanafosafo tamin’ny rambony, an-kafaliana fatratra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Tamin’izay i Hanà no nihazakazaka niantoraka teo am-bozon’ny zanany lahy; ka sady nitomany ravehivavy no niteny taminy hoe: –Hitako indray ianao, anaka; koa afaka ny ho faty amin’izay aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra