Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:8 - Baiboly Katolika

8 ary hosory faingana amin’ilay aferon-kazandrano nentinao ny masony, satria fantaro fa hisokatra eo no ho eo ny masony ka hahita ny hazavan’ny lanitra ny rainao, sy ho feno hafaliana amin’ny fahitana anao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Asio ilay aferon-trondro ny masony, fa izany fanafody izany dia hiasa amin’ny pentina fotsy ary hampiendaka azy hiala teo amin’ny masony; dia hahita mazava indray ny rainao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra