Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:7 - Baiboly Katolika

7 I Tobia izany, dia nilazan-dRafaely hoe: «Rehefa tonga any an-trano ianao, ny Tompo Andriamanitrao no tsaohy miaraka amin’izay dia misaora azy, vao manatona an-drainao ianao sy manoroka azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Alohan’ny hanatonan’i Tôbià an-drainy, dia hoy i Rafaela tamin’i Tôbià: –Fantatro fa hahiratra ny mason-drainao.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra