Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 11:6 - Baiboly Katolika6 Raha ilay nitily ny hiavian-janany iny indrindra izy dia indrỳ izy tazany tamy mbola lavitra, ka rehefa fantany dia lasa izy nihazakazaka nilaza tamin’ny lahy nanao hoe: «Indrỳ tamy ny zanakao.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia nahita an’i Tôbià tonga izy ka nilaza tamin-drainy hoe: –Indro tonga ny zanakao lahy miaraka amin’ilay olona niara-dia taminy. Jereo ny toko |