Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:4 - Baiboly Katolika

4 Nankasitrahin’i Tobia izany hevitra izany, ka hoy i Rafaely taminy: «Mitondrà eo aminao amin’ny aferon-kazandrano, fa misy hilanao an’izany»; dia naka tamin’izany afero izany i Tobia, ary niainga izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Dia niara-nandeha hialoha lalana tokoa i Rafaela sy i Tôbià. Ka nilazan’i Rafaela i Tôbià mba hivonona hampiasa ny aferon-trondro. Ilay alikan’i Tôbià kosa nanaraka taorian’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra