Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 11:3 - Baiboly Katolika

3 ka raha sitrakao andeha isika hialoha, fa avelao ny ankizy lahy no handeha kelikely isan’andro ato aoriana, miaraka amin’ivadinao sy ireto biby fiompinao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ndeha isika hialoha lalana ny vadinao mba hanomankomanana ny trano alohan’ny hahatongavan’i Sarà sy ny olon-kafa rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 11:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra